Izay hasambaranao dia hasambaranay !
1 octobre, 2010Izay hasambaranao dia hasambaranay !
- Hasambarana mitafotafo
- Fiadanana tanteraka
- Hatretrehana, hafaliana
- No iainanao ry namana anio
- Finaritra, ravoravo
- Mirana ny endrikao
- Ireo eo anilanao
- Sambatra daholo koa
- Mazava ny saina sy fo
- Ireo mifanena aminao
- Ny tavany sariaka avokoa
- Andro aman-alina fahafenoana
- Ka noho izany
- Izay hasambaranao
- Dia hasambaranay koa
- Ry namana malalanay
- Tritriva 01/10/10