Archive pour juin, 2012

RY NENY !

2 juin, 2012

RY NENY !

 

Miarahaba aho

Noho ilay fitia

Izay natolotrao…

Maharitra doria !

 

Tsotra no ambara :

Fitia ifamaliana,

Soa tsy lany anjara,

Ry neny tena tiana !

 

DadaRabe

29/05/11

http://www.facebook.com/dadarabe

 

RY NENY ! dans TONONKALON'I DadaRabe fete-des-meres1-212x300

123