Eritreritra mandalo !
28 août, 2014Ny ory tsy mba havan’ny manana.
Mody mihavana fotsiny.
Tsy miady hono, nefa ny kibay an-kelika ihany.
Raha manana namana folo ianao, dia iray no itokiana.
Azo isaina amin’ny ratsan-tanana ny tena namana.
» Tiako » » valala iray ifanapahana »; »tànana havia sy havanana, izay didi-maharary ».